Entrée takoribabo
Partie du discours nom
Explications en malgache Ilay kitapo kely feno fofon-drano midofaka izay anangonan' ny vorona sy andemeny ny hanina, alohan' ny tena handevonany azy ao amin' ny haranana, izay tena vavoniny [1.1]
Vocabulaire 
Autres orthographes 

Mis à jour le 2020/07/31