Entrée | takorobabo | |
Partie du discours | nom | |
Définition malgache | Ilay kitapo kely feno fofon-drano midofaka izay anangonan' ny vorona sy andemeny ny hanina, alohan' ny tena handevonany azy ao amin' ny haranana, izay tena vavoniny [Rajemisa 1985] | |
kitapon-tsakafon'ny vorona [SLP 1986] | ||
Traduction anglaise | the craw of a bird [Richardson 1885] | |
Traduction française | jabot [SLP 1986] | |
Vocabulaire | Zoologie: (en général) | |
Autres orthographes | takoribabo | |
Synonymes | tranon-dremby | |
Citations | Proverbes contenant le mot takorobabo | |
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |