Entrée talaho
Partie du discours nom
Définition malgache Fangatahana arahim-piangaviana fatratra; fangataham-pitahiana amin-Janahary ho ana marary, ho an' olona' ndeha hivahiny: Resin' ny talahony aho ka nanaiky ihany tamin' ny farany. [Rajemisa 1985]
Définition anglaise supplication [Hallanger 1973]
Définition française supplication [Hallanger 1974]
Dérivations 
Morphologie 
talaho
talahoko
talahonao
talahony
talahontsika
talahonay
talahonareo
talahon'
talahon-
talahom-

2012/10/04