Entrée | fitalahoana (talaho) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fangatahana amim-pitarainana, amim-piangaviana fatratra [1.1] | |
Explications en français | L'action de prier, de demander, la cause [1.3] | |
Exemples | Indray voahaino teo anatrehan'ny voninahitr'ilay Andriamanitra ambony indrindra ireo fitalahoana roa ireo.
[2.996] | |
Mis à jour le 2023/01/20 |