Entrée tamana
Partie du discours adjectif
Définition malgache Zatra: Tama-miresaka amin' ny eo akaikinao ianao rehefa manazava lesona ny mpampianatra
¶ Enti-milaza biby ompiana na olona nifindra fonenana ka mipetraka tsara amin' ny misy azy fa tsy mitady hiverina amin' ny niaviany intsony: Efa tamana ireo akoho vao novidina ka mahalala mody ao am-pisoko rehefa hariva
¶ Finaritra amin' ny toerana iray: Tamana any ambanivohitra izy [Rajemisa 1985]
Définition anglaise happily settled, liking a place or situation [Hallanger 1973]
Définition française qui se trouve bien là où il est; qui se plaît dans un endroit; accoutumé, apprivoisé [Hallanger 1974]
Dérivations 
Citations 

Entrée tamana
Partie du discours nom
Définition malgache  [Bara] zanak'omby vavy [Rakotosaona 1972]
  [Tanosy] ombivavy [Rakotosaona 1972]
Vocabulaire 

Entrée tamana
Partie du discours adjectif
Définition malgache  [Taisaka] lehibe (omby) [Rakotosaona 1972]

2009/04/08