Entrée lehibe
Partie du discours adjectif
Définition malgache Enti-milaza olona na biby sady avo ranjanana no be vatana, na zavatra makadiry, ngeza: Trondro lehibe, trano lehibe
Mitovy hevitra: beboko ~ bevava ~ bolangina ~ bontolo ~ botrefona ~ dabe ~ debo ~ dobara ~ dobarabe ~ dofa ~ donga ~ fonetana ~ fonitra ~ goaibe ~ goavana ~ goay ~ goma ~ gomabe ~ makadiry ~ mokany ~ ngeza ~ tsy ahombiazana ~ tsy anoharana ~ tsy mifanerana ~ tsy omby fo ~ vaventy ~ vokatra ~ vokavoka ~ vongavonga [Rajemisa 1985]
Définition anglaise big, large; old [Hallanger 1973]
Définition française grand; âgé [Hallanger 1974]
Dérivations 
Citations 

Entrée lehibe
Partie du discours nom
Définition malgache Ny mpifehy, ny mpitondra: Ho tonga hamangy antsika rahampitso ny lehibe
¶ Ny tale, ny filoha: Ny lehiben' ny mpitsara, ny lehiben' ny sekoly. [Rajemisa 1985]
Définition anglaise the chief one [Hallanger 1973]
Définition française chef [Hallanger 1974]

2017/04/15