Entrée | tana | |||
Partie du discours | nom | |||
Définition malgache | [ taña ] [Tanala] tanalahy, tana: Mañano dian-tana [Rakotosaona 1975] | |||
Biby mandady, irain-jehy na 20 sm eo ho eo ny halavany, manan-toetra manokana fa afaka miovaova volo arakaraka ny toerana misy azy ka sarotra avahana amin' ny manodidina -- Ny lahy aminy dia atao hoe tanalahy ary ny vavy tanavavy, izay mbola manana anarana maro arakaraka ny maha-tanora na zokinjokiny azy: soamarandrana, kamora, kamaitso, kamarabe [Rajemisa 1985] | ||||
Traduction anglaise | a chameleon [Hallanger 1973] | |||
Traduction française | caméléon [Hallanger 1974] | |||
Vocabulaire | Zoologie: reptiles, amphibiens | |||
Analogues | kamaitso ~ kamora ~ kamarabe ~ soamarandrana ~ tanalahy ~ tanalahinala ~ tanavavy | |||
Citations | Proverbes contenant le mot tana | |||
Articles | Randzavola: tana ao amin' ny Baiboly | |||
Illustrations |
| |||
Entrée | tana | |||
Partie du discours | nom | |||
Définition malgache | Tazona, fihina, geja amin' ny tanana [Rajemisa 1985] | |||
Traduction anglaise | [Richardson 1885] | |||
Dérivations |
| |||
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |