Entrée tandrano (rano)
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Sihanaka, Tanosy] valamparihy [Rakotosaona 1972]
   tany nasondrotra hitanana ny rano [SLP: Voambolana]
Définition française   digue, diguette [SLP: Voambolana]

Entrée tandrano (rano)
Partie du discours   nom
Définition malgache   Ireo monina amoron-drano na eny an-keniheny [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2013/07/04