Entrée tandroho
Partie du discours nom
Définition malgache Karazana harona lehibe misy makarakara, vita amin' ny hazondrano ampifadidirina, ka atao fanihifana trondro na toho. (Mitovitovy amin' ny vovo ny tandroho, saingy toy ny sobiky ny bikany ary asaika ao anaty rano no faka hazandrano aminy, fa tsy mba apetraka fotsiny "miandry mahazo" ao anaty rano tahaka ny vovo; atao hoe manihika ny maka hazandrano amin' ny tandroho) [Rajemisa 1985]
 fitaovana fakana hazandrano [SLP 1986]
Définition anglaise an open-weave basket used for dredging fish or shrimps [Hallanger 1973]
Définition française panier aux mailles ouvertes qui sert à prendre les poissons ou les écrevisses [Hallanger 1974]
Définition française nasse [SLP 1986]
Vocabulaire 
Analogues  lombo ~ vovo
Exemples 
1Mampiasa harato ny any fa tsy mba tandroho [FOFAFIPE: Tongavola]
2Aza maniry trondro am-parihy, fa manan-tandroho tsara ladina [Rasamuel: Fanambadiana]
Citations 

Entrée tandroho
Partie du discours nom
Définition française (probablement de rohona : grondement du tonnerre). Nom donné à des arbres dont le bois sert de talisman contre la foudre (ody varatra). Ce sont suivant les dialectes :
¶  [Betsimisaraka] Trachylobium verrucosum (Gaertn.) Oliv. (Fabaceae), le Copalier.
¶  [Taifasy, Taimoro] Afzelia bijuga (Colebr.) A. Gray (Fabaceae). Ce dernier propagé comme espèce de reboisement. Voir aussi indrarinandra, intsy. [Boiteau 1997]
Vocabulaire 
Nom scientifique Afzelia bijuga, Trachylobium verrucosum

Mis à jour le 2019/11/20