Entrée tanidilatra > tany dilatra (tany, dilatra)
Partie du discours locution
Définition malgache tany vonton-drano, fotaka [Rajemisa 1985]
Traduction française Limon, terre humide [Abinal 1888]
Définition malgache [ tanidilatra ] fotaka sy fakofako entin'ny rano ka miangona amin'ny toerana iray ary mahalonaka azy [SLP 1986]
Traduction anglaise clay, fine soil deposited by a stream or current. See tany manga [Richardson 1885]
Traduction française [ tanidilatra ] alluvion [SLP 1986]
Vocabulaire 
Synonymes tany ditra