|
|
|
|

Entrée1  tany dilatra
Partie du discours  2  locution
Mots élémentaires  3  tany, dilatra
Explications en malgache  4  [1.1] tany vonton-drano, fotaka
5  [1.13] [tanidilatra] fotaka sy fakofako entin'ny rano ka miangona amin'ny toerana iray ary mahalonaka azy
Explications en anglais  6  [1.2] clay, fine soil deposited by a stream or current. See tany manga
Explications en français  7  [1.3] Limon, terre humide
8  [1.13] [tanidilatra] alluvion
Vocabulaire  9  Géologie
Synonymes  10  tany ditra

Anagrammes  11  tain-dalitra, taindalitra, tany dilatra

Mis à jour le 2025/08/10