Entrée taon > tao-
Partie du discours forme morphologique de taona
Mots composés 

Entrée taon > tao
Mots élémentaires t~ ; ao
Partie du discours adverbe au passé [liste complète]
Explications en malgache Milaza toerana "ao" fa enti-milaza ny lasa: Tao anaty fantsakana no hita ilay rojo volamena [1.1]
Mots composés 
Analogues  ao

Entrée taon > tao
Partie du discours nom
Explications en malgache Asa karakaraina sy vitaina: Tao volo
Fanamboarana, fananganana: Tao trano; taozavatra [1.1]
Explications en français Travail, action [1.5]
 Action de fabriquer, de construire [1.196]
Dérivés 
Mots composés 
Proverbes 

Entrée taon > tao
Partie du discours nom
Explications en malgache Fiomanana, fikarakarana izay hoentina miady na manafika [1.1]
Explications en français Préparatifs, précaution [1.5]
Dérivés 

Entrée taon > tao
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Taisaka] fitondrana [1.78]

Entrée taon > taò
Partie du discours adjectif
Explications en malgache  [Sihanaka] ity [1.78]
Synonymes 

Anagrammes 

Entrée taon > taona
Partie du discours nom
Explications en malgache Fotoana ihodinan' ny tany manodidina ny masoandro, na fotoana ahatafahodinan' ireo fizarana efatra: lohataona, fahavaratra, fararano, ary ririnina, ka iverenany amin' ny niandohany indray; ny taona iray dia misy volana vazaha roa ambin' ny folo, na herinandro roa amby dimampolo na andro dimy amby enimpolo sy telonjato. Ny taona malagasy (roa ambin' ny folo volana izay misy valo amby roapolo andro mahery kely tsirairay avy) dia fohy noho ny taona vazaha ka noho izany no iantsoana ny taona malagasy hoe taona miantsorona: Firy taona izao ny zanakao lahimatoa?
Marika na isa ilazana ny taona iray izay isaina hatramin' ny vanin' andro lehibe iray eo amin' ny tantara (oh. ny mariky ny isan' ny taona ampiasain' ny ankamaroan' ny firenena ankehitriny dia hatramin' ny nahafatesan' i Kristy): Taona 1960 no nahazoan' i Madagasikara ny fahaleovantenany indray [1.1]
Explications en anglais The year; a season [1.7]
Explications en français Année [1.3, 1.8, 1.13]
 Les saisons de l'année [1.3]
 Saison [1.8]
Exemples 
1Firy taona ianao? Roa-polo taona aho (Quel âge avez-vous? J'ai vingt ans) [1.3]
2Taonam-betsovetso mamy [2.817]
3Ity fa tamy ny taom-pahavaratra [2.445]
4Toy izany koa ny nanisana ny taonan'ny olona iray [2.117]
5Hifarana soa aman-tsara ny taon-tsekoly [2.356]
6Asesy araka ny fanombanana ny taonany izany [2.606]
7Tamin' ny faha-100 taonan-dRasalama tao Antananarivo izahay no nihaona matetika [2.356]
Vocabulaire 
Morphologie 
Simple : taona, taonako, taonanao, taonany, taonantsika, taonanay, taonanareo, tao-, taon', taonan', taon-, taonan-, taom-, taonam-
Mots composés 
Phytonymes 
Hyponymes Antananarivo zato taona lasa izay (Rabary Jean-Joseph)
Proverbes 
Article 

Entrée taon > taona
Partie du discours nom
Explications en malgache Tatitra entana na zavatra hafa ho amin' ny toerana hafa
Fitarihana olona hafa hanaraka ny hevitry ny tena [1.1]
Explications en français Action de porter d'un lieu à un autre
Action de porter à, de pousser, d'encourager à, de séduire, de tenter [1.3]