| Entrée | 1 tarangana |
| Partie du discours | 2 adjectif |
| Explications en malgache |
3 Tapaka hentitra tsara: Aoka ho tapaka tangarana ny amin' iny (teny iray ihany amin' ny Tangarana fa nisy fifamadiham-baninteny) [1.1] |
| Exemples |
4 Ny sandry havian' ilay mpiasa no voa ary tapaka tarangana.
[2.472]
|
| Tous les mots composés | 5 tapaka tarangana |
| Synonymes | 6 tangarana |
| Anagrammes | 7 tangarana, 8 tarangana |
| Mis à jour le 2025/10/08 |
|