Entrée taritarika (tarika)
Partie du discours nom
Définition française duplicatif diminutif [Abinal 1888]
Dérivations 

Entrée taritarika (tarika)
Partie du discours nom
Définition malgache  [Taimoro] Tady taretra lava be izay henjanina eo ambonin' ny tanimbary vao noketsaina ka misy kofehy singory isaky ny 10 sm; voasingotra amin' ireny kofehy kely ireny ny voronkely mitady hihinana ny vary vao noketsaina [Rajemisa 1985]

Entrée taritarika
Partie du discours nom
Définition malgache asidra mahery [Rajemisa 1985]
Origine Français: tartrique.

2014/07/20