Entrée tataro
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Betsimisaraka, Bezanozano] Anaram-borona [Rajemisa 1985, Rakotosaona 1972]
Vocabulaire  

Entrée tataro
Partie du discours   nom
Définition malgache   Tafo be marin-tampona izay atao vonjy maika fotsiny
¶ Rako-javatra toy ny elo be, saingy marintampona: Tatarom-pandriana, / Olona efa-dahy no nitondra ny tataro manaloka ny Pretra nitondra ny Sakramenta Masina tamin' ny fivavahana mandeha [Rajemisa 1985]
Dérivations  
Mots composés, titres, noms  

Entrée tataro (tatatra)
Partie du discours   impératif du verbe passif tatarana [liste]
Définition malgache   [Rajemisa 1985]
Définition française   [Abinal 1888]
Exemples   Tataro ity tanimbary ity fa be loatra ny rano [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2012/09/11