Entrée tatsimo
Mots élémentaires t~ ; atsimo
Partie du discours nom ou adverbe
Explications en malgache Olona na foko avy any amin' ny faritra atsimo [1.1]
Explications en anglais The south people [1.7]
Explications en français Les gens du sud [1.8, 1.5]
Exemples 
1Tsy maintingoro io fa menarana tsotra, hoy kosa ireo tatsimo. [2.643]
2Foko telo ny mponina tamin' izany : Ny Tavaratra Ny Tsikoa Ny Tatsimo. [2.113]
3Teo aloha dia nataon' ny olona tatsimo fa ny soavaly dia songomby avy tany an-dafy; [2.69]
Analogues  tandrefana ~ tatsinanana ~ tavaratra

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/02/21