Entrée tandrefana
Mots élémentaires t~ ; andrefana
Partie du discours nom ou adverbe
Explications en malgache Enti-milaza ny olona avy any andrefana. -- Raha ilazana ny fizaran' ny tany lehibe io teny io, dia entina milaza ny olona avy any amin' ny ilan' ny tany heverina fa ilentehan' ny masoandro, dia i Eoropa izany, Amerika... mifanohitra amin' ny Tatsinanana, karazan' olona monina amin' ny ilany atsinanana amin' ny tany (Azia, Japana...) [1.1]
Explications en anglais The west people [1.7]
Explications en français Les Occidentaux [1.5]
 Les gens de l'Ouest [1.8, 1.5]
Exemples 
1tandrefana ity, tatsinanana irokatra. [2.285]
2Ary tsy ny rehetra koa no nitady ny "fandrosoana " araka ny filamatra tandrefana. [2.366]
3Ny Tandrefana no tsy manaiky ny fisian' ny zanany hanova na inona na inona eo amin' ny fiainany, ka tsy voasakan' ny fitaizana tsy hamonjy ny lanonana firiariavany fahiny, fa ny Malagasy kosa mahafoy izay korana tsy hahafahany mirongitra ny kitrany. [2.5]
Analogues  tatsimo ~ tatsinanana ~ tavaratra

Mis à jour le 2023/02/21