Entrée tavan > tavana
Partie du discours nom
Définition malgache Kotaba, fihinjakinjahana, fihetsehana noho ny hafaliana
¶ Fanaranam-po amin' ny hanina. [Rajemisa 1985]
Dérivations 

Entrée tavan > tava
Partie du discours nom
Définition malgache Ny faritra eo anoloana amin' ny loha, izay misy ny maso, ny orona, ny vava, ny takolaka; tarehy: Misy panda ny tavany. [Rajemisa 1985]
Définition française le visage, la face, la figure [Abinal 1888]
Vocabulaire 
Mots composés, titres, noms 
Citations 

Entrée tavan > tava
Partie du discours nom
Définition malgache  [Taisaka] tolona (ady)
¶ ady amin'ny kapoka, sy tora-defona [Rakotosaona 1972]

Entrée tavan > tava
Partie du discours nom
Définition malgache ¶ tava homana: lafiny homana amin'ny taovam-piasana [SLP 1986]
Définition française paroi
¶ tava homana: face d'attaque
¶ tava nangalana: face de dépouille
¶ voho sy tavan'ny vola: pile et face d'une pièce. [Vocabulaire: Mathématiques] [SLP 1986]
Analogues  telotava