Entrée tava
Partie du discours   nom
Définition malgache   Ny faritra eo anoloana amin' ny loha, izay misy ny maso, ny orona, ny vava, ny takolaka; tarehy: Misy panda ny tavany. [Rajemisa 1985]
Définition française   le visage, la face, la figure [Abinal 1888]
Vocabulaire  
Mots composés, titres, noms  
Citations  

Entrée tava
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Taisaka] tolona (ady)
¶ ady amin'ny kapoka, sy tora-defona [Rakotosaona 1972]

Entrée tava
Partie du discours   nom
Définition malgache   ¶ tava homana: lafiny homana amin'ny taovam-piasana [SLP: Voambolana]
Définition française   paroi
¶ tava homana: face d'attaque
¶ tava nangalana: face de dépouille
¶ voho sy tavan'ny vola: pile et face d'une pièce. [Vocabulaire: Mathématiques] [SLP: Voambolana]
Analogie   telotava

Mis à jour le 2009/09/14