|
|
|
|

Entrée1  tavilotra
Mots élémentaires  2 tavy, 3 lotra
Partie du discours  4  nom
Explications en français  5 têt de pot cassé. [1.3]
Exemples  6  tsinona, satria tapa-by, loha-lefona harafesiny, tavilotra, vakim-bilany, toa tsy misy vidiny. [2.356]
7  Tsy nisy heviny toy ny vakin-tavilotra diso fipetraka ny sila-bolana tsinan-kateloana raha tsy hitaratra ny fisahondrahondran' ny volony. [2.529]
Proverbes  8  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2025/11/02