|
|
|
|

Entrée1  tavoara
Partie du discours  2  nom
Tous les mots composés 
Explications en malgache  4  [1.1] Siny kely lavalava tenda vita amin' ny vatovary izay atao fametrahandrano mangatsiaka eo ambony latabatra
5  [1.13] sinikely lava tenda vita amin'ny vatovary fampangatsiahana rano
6  [1.13] tavoahangy miendrika bola, lava tenda, ampiasaina amin'ny laboratoara
Explications en français  7  [1.3#689, 1.13] gargoulette
8  [1.3#689] cruchon en grès
9  [1.13] ballon
Exemples  10  [2.245#] Akana atao anaty tavoara ny rano
11  [2.996] Ny tavoara rehetra dia feno divay
12  [1.437#] Ny ranomainty vazaha dia amin' ny tavoara kely sokay
Vocabulaire  13  Chimie

Anagrammes  14  aavotra, avaotra, avoatra, roatava, tavoara

Mis à jour le 2025/08/10