Entrée teboka roa (teboka, roa)
Partie du discours locution
Définition malgache mari-pijanonan-tsoratra fampiasa:
¶ -a) eo alohan' ny fitanisan-javatra: Misy efatra ny zoron-trano: ny zoro firarazana, ny zoron' akoho, ny zorom-baravarambe, ny zorom-baravarankely
¶ -b) alohan' ny fehezanteny manazava na mamelabelatra hevitra na teny iray eo aloha: Ny nanaovako izany dia izao: tsy riako ho fantatry ny olona aho
¶ -d) raha mamerina teny nolazain' olona: Hoy Andrianampoinimerina hoe: "Ny ranomasina no valampariako" [Rajemisa 1985]
Définition anglaise colon [3.1]
Définition française deux points [Rajaonarimanana 1995, SLP 1986]
Vocabulaire 
Analogues  teboka telo ~ teboka aman-paingo ~ teboka famaranana
Tableaux et planches Signes de ponctuation

Mis à jour le 2014/11/19