|
|
|
|

Entrée1  tefoedra
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 aretina avy amin' ny mikraoby iray manokana izay atao hoe basilin' i Eberth, avy amin' ny sakafo, ary miditra any amin' ny tsinay, ka ny famantarana azy dia tazo tsy mety miafana sy fivalanana matetitetika; raha tsy voatsabo dia miafara amin' ny fahaloahan' ny tsinay ny tefoedra [1.1]
4 anarana omena ny aretina vokatry ny fidiran'ny mikrôby ao amin'ny tenan'ny olombelona [1.13]
5 Jereo "Tazo tefoedra" [Rehefa tsy misy ny dokotera, takila 188] [5.mg.https://hesperian.org/wp-content/uploads/pdf/mg_wtnd_2016/mg_wtnd_2016_14.pdf]
Explications en anglais  6 typhoid fever [1.7]
Explications en français  7 fièvre typhoïde [1.8]
8 typhoïde [1.13]
Exemples  9  Ny tefoedra dia miteraka hafanana izay miakatra mandritra ny 5 andro. [2.424#]
Vocabulaire  10  Santé
Tous les mots composés  11 tazo tefoedra

Mis à jour le 2025/11/09