|
|
|
|

Entrée 1  tenisy
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 Lalao fanatanjahan-tena ifaninanana mpilalao roa na efatra (roa an-kilany avy), izay mikapoka baolina kely amim-pahakingana sy tanjaka eo ambony harato mivelatra mitsangana ary ao anaty faritra tsy azo amelana ny baolina hivoaka [1.1]
Exemples  4  Tenisy vita vazaha izay no an' ny vavy Ramoa va tsy zava-tsarobidy ery no hitarizany azy, tsy mivoaka raha tsy toetr' andro petsapetsa. [2.470#34]
Vocabulaire  5  Jeu

Mis à jour le 2026/02/26