| Entrée | 1 teny ratsy |
| Mots élémentaires | 2 teny, 3 ratsy |
| Partie du discours | 4 locution |
| Explications en malgache |
5 ompa sy ozona na fanevatevana olona noho ny hasosorana na fankahalana, teny vetaveta tsy mendrika lazaina eny imasom-bahoaka
[1.1] |
| Mis à jour le 2026/02/04 |
|