|
|
|
|

Entrée (1/5)1  terỳ
Partie du discours  2  adverbe au passé [Liste complète]
Explications en malgache  3 Endriky ny mpamaritra erý fampiasa anin' ny lasa, entina hilazana toerana lavidavitra nefa mbola takatry ny maso tsara ary tondroina amin' ny tanana: Terý ambody hazo terý no nahitan' ny fokonolona ny fatiny. [1.1]
Explications en français  4 passé de erý. [1.3]

Entrée (2/5)5  terỳ
Partie du discours  6  adverbe [Liste complète]
Explications en malgache  7 Noho izany antony izany, teo no ho eo tsy nampoizina: Maty terý ny anao lahy.
8 Teo no ho eo, indray mipy maso. [1.1]
Explications en français  9 subitement, tout à coup, à l'instant même: Maty terỳ izy (Il est mort en un instant, d'un coup). [1.3]

Entrée (3/5)10  tery
Partie du discours  11  adjectif
Explications en malgache  12 Tsy malalaka ka toy ny voageja ny zavatra ao anatiny: Tery ity kiraroko ity ka mahafadiranovana ahy.
13 Voageja azon' ny hakelezan' ny toerana misy ny tena, na akanjo anaovana: Tery ny valahako amin' ity akanjo ity.
14 Poritra: Terin' ny vahoho ny tanany.
15 Poritra, sahirana mafy: Samy tery amin' ny raharahany ny olona ~ Terin' ny volan' olona izy ka mamono tena miasa. [1.1]
Explications en anglais  16 pressed; distressed; narrow. [1.7]
Explications en français  17 serré; étroit; exigu; en détresse. [1.8]
Exemples  18  ny làlana tery sady ratsy [2.113#]
19  Voageja manodidina aho sady tery [2.643#]
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Adverbes :
Tous les mots composés  41  20 combinaisons de ce mot
Proverbes  42  Proverbes contenant ce mot

Entrée (4/5)43  tery
Partie du discours  44  nom
Explications en malgache  45 Fampanaovana ankeriny tsy araka ny sitrapo: Tery no nanekeko izany.
46 Fanapotserana na famihinana ny tohatr' omby hivoahan' ny ronono. [1.1]

Entrée (5/5)47  tery
Partie du discours  48  nom
Explications en malgache  49 zozoro maina fanao trano. [Sihanaka] [1.78]
Explications en français  50 (dans le sens de : pressé). Cyperus madagascariensis (Willd.) Roem. & Schult. ( (Cyperaceae). Nom donné surtout aux exemplaires de grande taille qu'on aplatit pour faire des cloisons. D'après Rabe cité par A. Grandidier.. [Sihanaka] [1.196]
Nom scientifique 

Anagrammes  51 etry, 52 rety, 53 terỳ, tery

Mis à jour le 2025/11/12