Entrée teta
Partie du discours   nom
Définition malgache   Faritra amin' ny tenan' ny olombelona eo anelanelan' ny tendron' ny fe ambony sy ny vaniana, na ny kibo malemy. (Eo amin' ny tata mazàna no mpisy ny atodintariana) [Rajemisa 1985]
Traduction française   aine, le bas-ventre [Abinal 1888]
Vocabulaire  
Mots composés, titres, noms  

Mis à jour le 2013/07/18