|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  teteza
Partie du discours  2  nom
Explications en français  3 [Vezo] Pont  - > lipo [1.68]

Entrée (2/2) 4  teteza-
Radical  5 tety
Partie du discours  6  forme morphologique de tetezana
Exemples  7  atosiny ny teteza-mandeha. [2.270#60]
8  Raha toa ka arafitra amin' ny fotoana teteza-mita ireo lalàna ireo, dia tokony hohamafisin' ny Antenimierampirenena izay hitsangana. [4.27]

Mis à jour le 2026/02/26