Entrée tety
Partie du discours nom
Définition malgache Asa atao rehefa mandalo mandeha eo ambony zavatra manaraka ny lavany: Tsara tety ny faritany tamin' io Solombavambahoaka io [Rajemisa 1985]
Définition française action de parcourir, d'aller des uns aux autres, de passer sur, d'énumérer [Abinal 1888]
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 
Toponymie Noms des lieux comprenant le mot tety (1): Maromitety

Entrée tety (ety)
Partie du discours adverbe au passé [liste]
Analogie  ety

Entrée tety
Partie du discours nom
Définition malgache Aretim-parasisa avy amin' ny mikraoby manokana azo amin' ny fitondran-tena ratsy, ka ny amantarana azy voalohany dia fery kely izay antsoina koa hoe "kobay mafy";mafimafy io fery io ary ny isehoany dia eo amin' ny hoditra sy ny faritra mitsiranorano eo amin' ny ankasarotana ary indraindray aza eny amin' ny vava sy ny molotra [Rajemisa 1985]
Définition française bouton syphilitique particulier à Madagascar [Abinal 1888]
 bouton syphilitique [Rajemisa: Vakoka]
Vocabulaire 

Entrée tety
Partie du discours nom
Définition malgache  [Taisaka] famangiana [Rakotosaona 1972]

2013/03/27