|
|
|
|

Entrée1  tetezina
Radical  2 tety
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4 Lalovana andehanana eo amboniny: Hazo manify kely iny no noteteziny nefa tsy nianjera izy. / Efa noteteziko iny faritany atsimo rehetra iny
5 Jerena tsirairay, aleha tsirairay: Noteteziny daholo ny havany talohan' ny nandehanany [1.1]
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
9  Impératif :
Tous les mots composés  10 havan-tetezina
Proverbes  11  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2025/11/09