Entrée tevana
Partie du discours nom
Définition malgache Hady makadiry, lavaka lalina sy lehibe [Rajemisa 1985]
Définition anglaise a precipice, an abyss [Hallanger 1973]
Définition française précipice, abîme, fossé [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Mots composés, titres, noms 
Exemples Indray asabotsy, fahavaratra ny andro tamin' izay, latsaka tany an-tevana noho ny tany malama io omby io, ka tapaka ny tongony iray. [Andraina: Mitaraina, page 125]
Citations 
Toponymie Noms des lieux comprenant le mot tevana (1): Antevamena

2013/06/12