|
|
|
|

Entrée1  tilikambo
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Ilany avo milangalanga amin' ny trano sasantsasany, izay maziina boribory na efa-joro ny bikany, ka atao ho fitiliana avy any ambony: Ny tibikambo dia atao tranon-dakolosy amin' ny fiangonana
Explications en anglais  4  [1.7] a tower
Explications en français  5  [1.8] tour, tour de garde
Exemples  6  [2.470] Somary an-kavoana ny fiangonana, hany ka na dia lavitra aza dia tazana mitsilotsilo amin' ny lanitra ny tilikambony ary ren' ny manodidina toy ny miteny mihitsy ny lakolosiny.
Tous les mots composés 

Mis à jour le 2025/09/12