Entrée tinakatra (takatra)
Partie du discours   verbe passif
Définition malgache   Voatakatra, takatra: Tsy tinakatry ny sainao izany fa aza mibedibedy eo [Rajemisa 1985]
Traduction française   atteint [Abinal 1888]
Morphologie  
tinakatra
tinakatro
tinakatrao
tinakany
tinakatsika
tinakatray
tinakatrareo
tinakatr'
tinaka-
tinakatry
notinakatra
notinakatro
notinakatrao
notinakany
notinakatsika
notinakatray
notinakatrareo
notinakatr'
notinaka-
notinakatry
hotinakatra
hotinakatro
hotinakatrao
hotinakany
hotinakatsika
hotinakatray
hotinakatrareo
hotinakatr'
hotinaka-
hotinakatry
Synonymes   voatakatra

Mis à jour le 2013/12/12