| Entrée | 1 toetany |
| Mots élémentaires | 2 toetra, 3 tany |
| Partie du discours | 4 nom |
| Explications en malgache |
5 teny ilazana ny toetry ny andro maharitra ao amin'ny faritra iray ka lazaina amin'izany ny mari-pana, ny rotsakorana, sns... fisehoan'ny endrika sy firafitry ny tany [1.13] |
| Explications en français |
6 climat structure du sol [1.13] |
| Exemples |
7 Mahasalama an'i dera ny toetany any.
[2.442#]
8 Raha ny toetany no jerena, ny tananan'i Saririaka dia miorina ao anatin' ny lemaka manamorona ny ranomasina Lakan-dranon'i Mozambika [2.606#] |
| Vocabulaire | 9 Géographie: (en général) |
| Autres orthographes | 10 toetrynytany |
| Illustrations |
|
| Mis à jour le 2025/10/11 |
|