|
|
|
|

Entrée1 tohinina
Radical  2tohina
Partie du discours  3 verbe passif
Explications en malgache  4 Kasihina kely: Aza tohininao aho fa manoratra [1.1]
Exemples  5 Tsy maintsy tohinina foana io fery maharary anay rehetra io. [2.472#]
6 ary tsira-pahazavana no mananika ny tendro amam-batan' ny Tanàna, sady vonona hanohitra ny farasisan' ny ririnina mihamihintsana tohinina. [2.285#]
Morphologie 
7 Présent :
8 Passé :
9 Futur :
10 Impératif :
Tous les mots composés  11tsy tohinina
Proverbes  12 Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  13 ihantony, 14 tohinina

Mis à jour le 2025/11/02