| Entrée | 1 toho-drano |
| Mots élémentaires | 2 tohoka, 3 rano |
| Partie du discours | 4 nom |
| Explications en malgache |
5 Karazana fefiloha natao hanohoka na hanampina rano mandeha ka mahatonga ny rano hihandrona amin' ny toerana iray; fefin-drano azo vohana sy hidiana araka izay ilana azy
[1.1] 6 [tohodrano] fefy vita amin'ny rarivato na hazo, na tany anohanana vavarano [1.13] |
| Explications en français |
7 [tohodrano] barrage
[1.13] |
| Mis à jour le 2026/02/04 |
|