|
|
|
|

Entrée (1/2)1  tokoana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Ny fikarakarana ny zavatra, ny hanina atao eo ambony toko mba handrahoina
Ny tokoanam-bary aza iadian' ny mpivady: enti-milaza fa na dia zavatra kely aza mety hampiady mivady

Entrée (2/2)4  tokoana
Partie du discours  5  verbe passif
Radical  6  toko
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :
Explications en malgache  11  [1.1] Enti-milaza zavatra zarazaraina, saratsarahina: Notokoany folo ny voanjo namidiny
Enti-milaza ny vary karakaraina handrahoina: Nahoana no tsy mbola tokoanao ny vary?
Enti-milaza ny vatom-panorona alahatra amin' ny toerany avy alohan' ny hilalaovana: Tokoy àry ny vato raha vonona hilalao Rangahy

Anagrammes  12  anotako, antokao, atokano, atokona, atonako, naatoko, nataoko, taonako, tokoana

Mis à jour le 2025/01/21