Entrée tokoa
Partie du discours adverbe [liste complète]
Définition malgache Tena... fa tsy kivazivazy: Lasa tokoa izy lahy!
¶ Fanamafisana ny teny "marina" ka ny hevitr' ireo teny roa ireo amin' izay dia hoe: tsy misy isalasalana: Marina tokoa fa tsy misy mahay ohatra azy [Rajemisa 1985]
Définition anglaise indeed, truly, certainly [Hallanger 1973]
Définition française vraiment, certainement [Hallanger 1974]
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1"Tsy takatra tokoa izany," hoy ny olona. [Rabezandrina: Ikotofetsy, page 19]
2Hahita izany tokoa ialahy. [Rajohanesa: Kintana]
3Olona marobe tokoa no tazany. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 166]

2014/01/10