Entrée | 1 tokonana |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Ny toerana eo amin' ny fanambanin' ny varavarambe izay tsy maintsy dinganina na hitsahina isaky ny mivoaka sy miditra |
Explications en français |
4 [1.3#715] Le seuil des portes, la pièce intérieure des encadrements des portes et des croisées 5 [1.13] seuil |
Exemples |
6 [2.996#11.7.6] ary nisy andry sy tokonana koa teo anoloan' io.
|
Tous les mots composés |
|
Synonymes | 10 tokonam-baravarana |
Proverbes | 11 Proverbes contenant le mot tokonana |
Citations | 12 Textes citant tokonana |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |