Entrée tokony
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   Teny enti-milaza fa tsara, mety, ny hanaovana zavatra iray, na hahatongavan' ny zavatra iray (eo aorian' ny "tokony", dia tsy maintsy atao milaza ny ho avy ny matoanteny): Tokony hiala tsiny ianao fa namingavinga ny mpampianatra anao. / Tokony hovana ity lambam-baravarankely ity fa efa mandalambitsika. / Moa ve ho avy izy anio? Tokony [Rajemisa 1985]
Traduction française   juste, convenable [Abinal 1888]

Entrée tokony
Partie du discours   adverbe [liste]
Définition malgache   Ankeviny, eo ho eo: Tokony ho tamin' ny folo izy no tonga [Rajemisa 1985]
Traduction française   environ, à peu près, probablement [Abinal 1888]

Entrée tokony (toko)
Partie du discours   nom toko et pronom

Entrée tokony (tokona)
Partie du discours   nom tokona et pronom

Mis à jour le 2010/04/06