Entrée toloko
Partie du discours nom
Définition malgache Taraina, feo mitaraindraina miaraka amin' ny sento am-po na fitserana: "Sentosento mamelovelo, / Ranomaso, totoko tsy tana: / Izy ireny no sarin' avelo, / Mitampody ka sarotra ialana". (J.J.R.) [Rajemisa 1985]
 taraina [SLP 1986]
Définition anglaise a groan, complaint, importunity [Richardson 1885]
Définition française gémissements, plaintes importunes [Abinal 1888]
Définition française plainte [SLP 1986]
Dérivations 
Exemples Toy izao no am-pahan-teniny, nelanelanin-tsento sy toloko lalina aoka izany: [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 182]

2013/11/07