Entrée tomamotamo (tamotamo)
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Vonivony tanora mahafinaritra, tahaka ny volon' ny tamotamo [1.1]
Exemples tsy misy volo tomamotamo eo, ary tsy lalina noho ny hoditra no fijeriny azy, [2.996]
Dérivés 
Analogues  volo/colors/couleurs
Proverbes 

Mis à jour le 2020/07/31