| Entrée | 1 tombokahitra |
| Mots élémentaires | 2 tomboka, 3 ahitra |
| Partie du discours | 4 nom |
| Explications en malgache |
5 [tombok' ahitra] tany misy ahitra hamefena voly
[1.1] 6 baingan-tany misy ahimaitso nalahadahatra [1.13] |
| Explications en français |
7 gazon
[1.13] 8 (de ahitra : herbe, Graminée). Gazon naturel ou artificiel, utilisé notamment pour l'engazonnement des pentes, des bords de route, etc. [1.196] |
| Exemples |
9 Nataony fisoroka tombok' ahitra anefa; ary dia navelany teo amin' ny toerana naniriany ihany
[2.988#13]
|
| Vocabulaire | 10 Botanique: (en général) |
| Anagrammes | 11 tokambohitra, tombokahitra |
| Mis à jour le 2026/02/26 |
|