Entrée tompon > tompo
Partie du discours   nom
Définition malgache   Olona manana fahefana amin' ny hafa ka afaka hampanao azy ny sitrapony sy mibaiko azy: Tompoko angaha ianao no ndeha handidy sy hibaiko ahy
¶ Enti-milaza ny olona izay manana ny zavatra iray tenenina: Tsy fantatra ny tompon' ity boky ity
¶ Enti-milaza koa an' Andriamanitra na i Jesoa Kristy: Amin' ny alalan' i Jesoa Kristy Tompontsika
¶ Fitanana mafy ny hevitry ny tena ho marina [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   master, owner; sir [Hallanger 1973]
Traduction française   maître, propriétaire [Hallanger 1974]
Dérivations  
Morphologie  
tompo
tompoko
tomponao
tompony
tompontsika
tomponay
tomponareo
tompon'
tompon-
tompom-
Mots composés, titres, noms  
Citations  
Articles  
Toponymie   Noms des lieux comprenant le mot tompo (1): Tomponanarana

Entrée tompon > Tompo
Partie du discours   nom propre (biblique) [liste]
Définition malgache   Tompo [Baiboly]
Traduction anglaise   Lord [Baiboly]
Traduction française   Seigneur [Baiboly]
Vocabulaire  
Articles