Entrée tondrahana (tondraka)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Enti-milaza ny voly rarahana rano mba haniry tsara: Tondrahy ny voninkazontsika, anaka
Enti-milaza izay rehetra rarahana rano na ranon-javatra: Notondrahany divay ny trondro dia nohaniny tamim-pankasitrahana erg [1.1]
Explications en anglais To be watered, to be moistened [1.7]
Explications en français Qu'on arrose, qu'on humecte [1.8]
Morphologie 
Présent : tondrahana, tondrahako, tondrahanao, tondrahany, tondrahantsika, tondrahanay, tondrahanareo, tondrahan', tondrahan-, tondraham-, tondraha-
Passé : notondrahana, notondrahako, notondrahanao, notondrahany, notondrahantsika, notondrahanay, notondrahanareo, notondrahan', notondrahan-, notondraham-, notondraha-
Futur : hotondrahana, hotondrahako, hotondrahanao, hotondrahany, hotondrahantsika, hotondrahanay, hotondrahanareo, hotondrahan', hotondrahan-, hotondraham-, hotondraha-
Impératif : tondrahy
Mots composés 
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20