Entrée | 1 tondro miandra reny |
Partie du discours | 2 locution |
Mots élémentaires | 3 tondro, miandra, reny |
Explications en malgache |
4 [1.1] milaza ny olona manantena lava ny hampiana; zaza na zandry miantehitra lava amin-dray aman-dreniny na ny zokiny ka tsy manao ny anjara adidiny |
Mis à jour le 2024/12/07 |
![]() |