Entrée tongava (tonga)
Partie du discours   impératif de l'adjectif tonga [liste]
Traduction française   arrivez [Abinal 1888]
Exemples  
1Tongava nofo, tompoko, ny sakafo kely narosonay ho anao! [Rajemisa 1985, page 959]
2Raha izany ary, tongava any an-trano misakafo rahampitso antoandro. [Andraina: I Vola, page 28]
3Dia tongava soa! [Rajaonarivelo: Bina, page 23]

Mis à jour le 2014/10/18