|
|
|
|

Entrée 1  manontolo
Radical  2 tontolo
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4 Tsy misy analana, iray tsy vaky: Nahalany mofo iray manontolo [1.1]
Exemples  5  Horakoraka sy tabataba be no nanerana an'i Betafo manontolo. [2.324]
6  - mangorangorana iray ihany ny tenany manontolo. [2.470#53]
7  Nandritra ny ady manontolo anefa dia ory vary Antsihanaka. [2.472#123]
Analogues  8  bontolo, 9  tsy misy mipika, 10  tsy mivaky, 11  tsy nahafahana
Combinaisons  12  3 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot manontolo

Mis à jour le 2026/02/26