| Entrée (1/3) | 1 torina |
| Radical | 2tory |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4Ampangaina amin' ny manam-pahefana miandraikitra ny raharaham-pitsarana: Hotoriko ianao fa nanala baraka ahy.
[1.1] |
| Morphologie |
|
| Entrée (2/3) | 9 torina |
| Radical | 10tory |
| Partie du discours | 11 verbe passif |
| Explications en malgache |
12Lazaina sy voasana: Hotorina eran' izao tontolo izao ity Evanjely ity.
[1.1] |
| Explications en anglais |
13to be preached, to be proclaimed; to be accused.
[1.7] |
| Explications en français |
14qu'on proclame, qu'on prêche; qu'on dénonce.
[1.8] |
| Morphologie |
|
| Entrée (3/3) | 19 torina |
| Radical | 20tory |
| Partie du discours | 21 verbe passif |
| Explications en malgache |
22Silahina ny tsiratsirany: Torio ity rongony madinika ity.
23Didiana atao didy vaventy: Torio io omby io. 24Avahana amin' ny tory na soritra: Tokony hotorinao ny tanim-boangahazonao. [1.1] |
| Explications en anglais |
25to be made into strips (of rafia and rushes).
[1.7] |
| Explications en français |
26qu'on fendille (se dit du raphia et des roseaux).
[1.8] |
| Morphologie |
|
| Anagrammes | 31 onitra, 32 ranito, 33 rantoy, 34 torina, 35 Tyrano |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|