|
|
|
|

Entrée1  tsangambava
Partie du discours  2  nom
Mots élémentaires  3  tsangana, vava
Explications en malgache  4  [1.78] [Taisaka] tsatokaty
5  [1.1] Lovia kely lalina aty fasiana rony, atao koa hoe tsatokaty
Exemples  6  [2.470] ranon' ampangory antitra an-tsangambava no manamanitra azy.

Mis à jour le 2025/02/02